Fahano ny Mpilalaonao (Malagas

+1 ألف
عملية تنزيل
تقييم المحتوى
الجميع
صورة لقطة الشاشة
صورة لقطة الشاشة
صورة لقطة الشاشة
صورة لقطة الشاشة
صورة لقطة الشاشة
صورة لقطة الشاشة
صورة لقطة الشاشة

لمحة عن هذه اللعبة

Fahano ny mpilalaonao dia mampianatra ny akizikelinao ny fototry ny famakian-teny. Manangona ireny atodim-biby ireny ary omena sakafo taratasy izy ireny mba hahafahany mitombo ka ho lasa namana vaovao!

INONA NY FAHANO NY MPILALAONAO ?
Mampiasa tekinika ‘milalao mba hianarana’ efa voasedra ny Fahano ny Mpilalaonao izay mampandray anjara sy manampy ny akizy amin’ny fianarana famakina Teny. Tian’ny ankizy ny mianatra ny fototry ny famakiana Teny no Sady manangona sy mikarakara biby mandritra izany fotoana izany.

MAIMAIMPOANA NY FAKANA AZY، TSY MISY DOKAM-BAROTRA، TSY MISY HOE TSY MAINTSY VIDINA AO ANATIN’NY APP!
Maimaimpoana 100% ny zavatra rehetra ao, novokarin’ny fianarana mamaly Teny sy manoratra tsy miankina Curious Learning, CET, sy ny Apps Factory.

KASINGA AO ANATIN'NY KILALAO IZAY NATAO AMPIROBOROBO NY FAHAIZANAO MAMAKY TENY:
• Piozila miaraka amin’ny feony mahafinaritra sy mampandray anjara
• Kilalao mifototra amin’ny fikarohana taratasy izay manampy amin’ny famakian-teny sy ny fanoratana
• Kilalao mampitadidy voambolana
• Misy ny fahasarotany "raha ny feom-peony " isan-ambaratongany
• Tatitra ny fivoarana Any amin’ny ray aman-dreny
• Afaka Missy mpampiasa maro izay samy afaka hita ny fivoaran’ny tsirairay ao.
• Biby mahafinaritra afaka angonina sy ampivoarana
• Natao mba ampiroborobo ny fahaiza manao ara-piarahamonina sy ara-pietseham-po
• تطبيق Tsy Misy zavatra mila vidina ao anatin’ny
• Tsy Missy dokam-barotra
• Tsy mila aterineto

NOVOLAVOLAIN'IREO MANAM-PAHAIZANA MANOKANA HO AN'NY ZANAKAO.
Mifototra amin’ny fikarohana sy ny traikefa efa an-taonan’ny maro tao anatin’ny siansan’ny famakian-teny sy ny fanoratana ity kilalao ity. Tafiditra ao anatin’izany ireo fahaizana manao manan-danja amin’ny lafiny hay soratra, anisan’izany ny Fahaiza miheno ny lantom-peo, ny Fahafantarana ny taratasy, ny Feom-peony, ny Voambolana ary ny Famakian-teny hita maso mba ahafahan’ny ankizy manana fototra mafy amin’ny famak. Miorina manodidina ny foto-kevitra hoe mikarakara karazam-biby, izany dia natao amporisihana ny hatsaram-panahy, fikirizana, sy fivoarana ara-tsosialy sy ara-pihetseham-po ho an’ny ankizy.

IZA IZAHAY؟
Fahano ny Mpilalaonao dia novatsihan’ny Ministeran’ny raharaham-bahiny Nôrveziana tafiditra ao anatin’ny fifaninanana EduApp4Syria. Ny app orijinaly amin’ny Teny Arabo dia novolavolaina niaraka tamin’ny fiaraha miasa teo amin’ny Apps Factory, CET – The Center for Educational Technology, sy IRC – The International Rescue Commission.

Fahano ny Mpilalaonao dia nataon’ny Curious Learning dika Teny tamin’ny Teny angilisy, izy dia fikambanana tsy miankina manana tanjona ny ampiroborobo ny fafahafan’ny tsirairay mahazo zavatra mahaomby amin’ny fahaizana mamaky Teny sy manoratra ho an’ireo izay mila izany. Izahay dia fikambanana mpikaroka, mpamolavola, sy mpampianatra izay manana tanjona ny hanome fampianarana mamaky Teny sy manoratra ny ankizy n'aiza n'aiza amin'ny fitenin-dreniny izay mifototra amin'ny porofo sy ny data – ary miasa mba hahatonga ny app Fahano ny Mpilalaona avo amin'ny fitenin+ any amin'a 0.

-----

تعلم لعبة Feed The Monster الأطفال أساسيات القراءة باللغة المالاجاشية. اجمع بيض الوحوش وأطعمهم الحروف حتى يتمكنوا من النمو ليصبحوا أصدقاء جدد!

ما هو إطعام الوحش؟
تستخدم لعبة Feed The Monster تقنيات "اللعب للتعلم" التي أثبتت جدواها لإشراك الأطفال ومساعدتهم على تعلم القراءة. يستمتع الأطفال بجمع وحوش الحيوانات الأليفة وتنميتها أثناء تعلم أساسيات القراءة.

تنزيل مجاني، بدون إعلانات، بدون عمليات شراء داخل التطبيق!
كل المحتوى مجاني 100٪، تم إنشاؤه بواسطة المنظمات غير الربحية لمحو الأمية Curious Learning وCET وApps Factory.

ميزات اللعبة لتعزيز مهارات القراءة:
• ألغاز صوتية ممتعة وجذابة
• ألعاب تتبع الحروف للمساعدة في القراءة والكتابة
• ألعاب ذاكرة المفردات
• مستويات "الصوت فقط" الصعبة
• تقرير تقدم الوالدين
• تسجيل دخول متعدد المستخدمين لتقدم المستخدم الفردي.
• وحوش ممتعة وقابلة للتجميع والتطور
تاريخ التحديث
27‏/04‏/2021

أمان البيانات

يبدأ الحفاظ على أمان بياناتك بفهم الطريقة التي يتّبعها مطوِّرو التطبيقات لجمع بياناتك ومشاركتها. قد تختلف خصوصية البيانات وممارسات الأمان حسب كيفية استخدامك للتطبيق ومنطقتك وعمرك. يوفّر مطوِّر التطبيقات هذه المعلومات وقد يعدِّلها بمرور الوقت.
قد يشارك هذا التطبيق أنواع البيانات هذه مع جهات خارجية.
الموقع الجغرافي والنشاط على التطبيق ومعلومات التطبيق وأداؤه
قد يجمع هذا التطبيق أنواع البيانات هذه.
الموقع الجغرافي والنشاط على التطبيق ومعلومات التطبيق وأداؤه
يتم تشفير البيانات أثناء النقل
يمكن أن تطلب حذف البيانات
التزم مطوّر البرامج باتّباع سياسة العائلات في Play