Fahano ny Mpilalaonao (Malagas

1 tūkst.+
Atsisiuntimai
Turinio įvertinimas
Visiems
Ekrano kopijos vaizdas
Ekrano kopijos vaizdas
Ekrano kopijos vaizdas
Ekrano kopijos vaizdas
Ekrano kopijos vaizdas
Ekrano kopijos vaizdas
Ekrano kopijos vaizdas

Apie šį žaidimą

Fahano ny mpilalaonao dia mampianatra ny akizikelinao ny fototry ny famakian-teny. Manangona ireny atodim-biby ireny ary omena sakafo taratasy izy ireny mba hahafahany mitombo ka ho lasa namana vaovao!

INONA NY FAHANO NY MPILALAONAO?
Mampiasa tekinika ‘milalao mba hianarana’ efa voasedra ny Fahano ny Mpilalaonao izay mampandray anjara sy manampy ny akizy amin’ny fianarana famakina teny. Tian’ny ankizy ny mianatra ny fototry ny famakiana teny no sady manangona sy mikarakara biby mandritra izany fotoana izany.

MAIMAIMPOANA NY FAKANA AZY, TSY MISY DOKAM-BAROTRA, TSY MISY HOE TSY MAINTSY VIDINA AO ANATIN’NY APP!
Maimaimpoana 100% ny zavatra rehetra ao, novokarin’ny fianarana mamaly teny sy manoratra tsy miankina Curious Learning, CET, sy ny Apps Factory.

KASINGA AO ANATIN’NY KILALAO IZAY NATAO AMPIROBOROBO NY FAHAIZANAO MAMAKY TENY:
• Piozila miaraka amin’ny feony mahafinaritra sy mampandray anjara
• Kilalao mifototra amin’ny fikarohana taratasy izay manampy amin’ny famakian-teny sy ny fanoratana
• Kilalao mampitadidy voambolana
• Misy ny fahasarotany „raha ny feom-bijūnas“ isan-ambaratongany
• Tatitra ny fivoarana bet kokia amin'ny ray aman-dreny
• Afaka misy mpampiasa maro izay samy afaka hita ny fivoaran’ny tsirairay ao.
• Biby mahafinaritra afaka angonina sy ampivoarana
• Natao mba ampiroborobo ny fahaiza manao ara-piarahamonina sy ara-pietseham-po
• „Tsy misy zavatra mila vidina ao anatin’ny“ programa
• Tsy misy dokam-barotra
• Tsy mila aterineto

NOVOLAVOLAIN’IREO MANAM-PAHAIZANA MANOKANA HO AN’NY ZANAKAO.
Mifototra amin’ny fikarohana sy ny traikefa efa an-taonan’ny maro tao anatin’ny siansan’ny famakian-teny sy ny fanoratana ity kilalao ity. Tafiditra ao anatin'izany ireo fahaizana manao manan-danja amin'ny lafiny hay soratra, anisan'izany ny Fahaiza miheno ny lantom-peo, ny Fahafantarana ny taratasy, ny Feom-bijūnas, ny Voambolana ary ny Famakian-teny hita maso 'ny ankizy manana fototra mafy tsara amin'ny famakian-teny. Miorina manodidina ny foto-kevitra hoe mikarakara karazam-biby, izany dia natao amporisihana ny hatsaram-panahy, fikirizana, sy fivoarana ara-tsosialy sy ara-pihetseham-po ho an’ny ankizy.

IZA IZAHAY?
Fahano ny Mpilalaonao dia novatsihan’ny Ministeran’ny raharaham-bahiny Nôrveziana tafiditra ao anatin’ny fifaninanana EduApp4Syria. Ny app orijinaly amin’ny teny arabo dia novolavolaina niaraka tamin’ny fiaraha miasa teo amin’ny Apps Factory, CET - Švietimo technologijų centras, sy IRC - Tarptautinis gelbėjimo komitetas.

Fahano ny Mpilalaonao dia nataon’ny Curious Learning dika teny tamin’ny teny angilisy, izy dia fikambanana tsy miankina manana tanjona ny ampiroborobo ny fafahafan’ny tsirairay mahazo zavatra mahaomby amin’ny fahaizana mamaky teny sy mansay mila hoa’anyo anaanyo. Izahay dia fikambanana mpikaroka, mpamolavola, sy mpampianatra izay manana tanjona ny hanome fampianarana mamaky teny sy manoratra ny ankizy n'aiza n'aiza amin'ny fitenin-dreniny izay mifototra amin'ny porofo sy ny ny ny - ary miasa mba ny Mpilalaonao ho tafiditra ao amin'ny 100+ izany manana fiatraikany avo be amin'ny fiteny manerana ny tany.

-----

„Feed the Monster“ moko vaikus skaitymo madagaskiečių pagrindų. Surinkite monstrų kiaušinius ir maitinkite juos raidėmis, kad jie galėtų išaugti į naujus draugus!

KAS PAŠAROJAS PASTABA?
„Feed the Monster“ naudoja patikrintas „žaisti, kad išmoktų“ technikas, kad įtrauktų vaikus ir padėtų jiems išmokti skaityti. Vaikams patinka rinkti ir auginti naminių monstrų mokantis skaitymo pagrindų.

NEMOKAMAI ATSISIŲSTI, NĖRA SKELBIMŲ, NE APIE PIRKIMUS!
Visas turinys yra 100% nemokamas, sukurtas raštingumo ne pelno organizacijų „Curious Learning“, CET ir „Apps Factory“.

ŽAIDIMO SAVYBĖS SKAITYTI ĮGŪDŽIUS:
• Linksmi ir patrauklūs fonikos galvosūkiai
• Laiškų paieškos žaidimai, padedantys skaityti ir rašyti
• Žodyno atminties žaidimai
• iššaukiantis „tik garso“ lygis
• Tėvų pažangos ataskaita
• Keli vartotojai prisijungia, kad pažengtų kiekvienas vartotojas.
• Kolekcionuojamos, tobulinamos ir linksmos pabaisos
Atnaujinta
2021-04-27

Duomenų sauga

Norint užtikrinti saugą pirmiausia reikia suprasti, kaip kūrėjai renka ir bendrina jūsų duomenis. Duomenų privatumo ir saugos praktika gali skirtis, atsižvelgiant į jūsų naudojimą, regioną ir amžių. Kūrėjas pateikė šią informaciją ir gali atnaujinti per laiką.
Ši programa gali bendrinti šių tipų duomenis su trečiosiomis šalimis
Vietovė, Programų veikla ir Programų informacija ir našumas
Ši programa gali rinkti šių tipų duomenis
Vietovė, Programų veikla ir Programų informacija ir našumas
Perduodami duomenys šifruojami
Galite pateikti duomenų ištrynimo užklausą
Įsipareigojama laikytis „Play“ šeimos politikos