Fahano ny Mpilalaonao (Malagas

1 tis.+
Prenosi
Kategorija vsebine
Primerno za vse
Slika posnetka zaslona
Slika posnetka zaslona
Slika posnetka zaslona
Slika posnetka zaslona
Slika posnetka zaslona
Slika posnetka zaslona
Slika posnetka zaslona

O tej igri

Fahano ny mpilalaonao dia mampianatra ny akizikelinao ny fototry ny famakian-teny. Manangona ireny atodim-biby ireny ary omena sakafo taratasy izy ireny mba hahafahany mitombo ka ho lasa namana vaovao!

INONA NY FAHANO NY MPILALAONAO?
Mampiasa tekinika „milalao mba hianarana“ efa voasedra ny Fahano ny Mpilalaonao izay mampandray anjara sy manampy ny akizy amin’ny fianarana famakina teny. Tian’ny ankizy ny mianatra ny fototry ny famakiana teny no sady manangona sy mikarakara biby mandritra izany fotoana izany.

MAIMAIMPOANA NY FAKANA AZY, TSY MISY DOKAM-BAROTRA, TSY MISY HOE TSY MAINTSY VIDINA AO ANATIN’NY APLIKACIJA!
Maimaimpoana 100% ny zavatra rehetra ao, novokarin’ny fianarana mamaly teny sy manoratra tsy miankina Curious Learning, CET, sy ny Apps Factory.

KASINGA AO ANATIN’NY KILALAO IZAY NATAO AMPIROBOROBO NY FAHAIZANAO MAMAKY TENY:
• Piozila miaraka amin’ny feony mahafinaritra sy mampandray anjara
• Kilalao mifototra amin’ny fikarohana taratasy izay manampy amin’ny famakian-teny sy ny fanoratana
• Kilalao mampitadidija voambolana
• Misy ny fahasarotany „raha ny feom-peony“ isan-ambaratongany
• Tatitra ny fivoarana vsak amin’ny ray aman-dreny
• Afaka misy mpampiasa maro izay samy afaka hita ny fivoaran’ny tsirairay ao.
• Biby mahafinaritra afaka angonina sy ampivoarana
• Natao mba ampiroborobo ny fahaiza manao ara-piarahamonina sy ara-pietseham-po
• Tsy misy zavatra mila vidina ao anatin’ny app
• Tsy misy dokam-barotra
• Tsy mila aterineto

NOVOLAVOLAIN’IREO MANAM-PAHAIZANA MANOKANA HO AN’NY ZANAKAO.
Mifototra amin’ny fikarohana sy ny traikefa efa an-taonan’ny maro tao anatin’ny siansan’ny famakian-teny sy ny fanoratana ity kilalao ity. Tafiditra ao anatin'izany ireo fahaizana manao manan-danja amin'ny lafiny hay soratra, anisan'izany ny Fahaiza miheno ny lantom-peo, ny Fahafantarana ny taratasy, ny Feom-peony, ny Voambolana ary ny famaitafana mbaha 'ny ankizy manana fototra mafy tsara amin'ny famakian-teny. Miorina manodidina ny foto-kevitra hoe mikarakara karazam-biby, izany dia natao amporisihana ny hatsaram-panahy, fikirizana, sy fivoarana ara-tsosialy sy ara-pihetseham-po ho an’ny ankizy.

IZA IZAHAY?
Fahano ny Mpilalaonao dia novatsihan’ny Ministeran’ny raharaham-bahiny Nôrveziana tafiditra ao anatin’ny fifaninanana EduApp4Syria. Ny app orijinaly amin’ny teny arabo dia novolavolaina niaraka tamin’ny fiaraha miasa teo amin’ny Apps Factory, CET - Center za izobraževalno tehnologijo, sy IRC - Mednarodni odbor za reševanje.

Fahano ny Mpilalaonao dia nataon’ny Curious Learning dika teny tamin’ny teny angilisy, izy dia fikambanana tsy miankina manana tanjona ny ampiroborobo ny fafahafan’ny tsirairay mahazo zavatra mahaomby amin’ny fahaizana mamaky teny syan manoyay manoyan manoyan manoyan manoyan Izahay dia fikambanana mpikaroka, mpamolavola, sy mpampianatra izay manana tanjona ny hanome fampianarana mamaky teny sy manoratra ny ankizy n'aiza n'aiza amin'ny fitenin-dreniny izay mifototra amin'ny porofory ngaba nhaba nhaba nhaba nhaba nhaba nhaba nhaba ny Mpilalaonao ho tafiditra ao amin'ny 100+ izany manana fiatraikany avo be amin'ny fiteny manerana ny tany.

-----

Feed Monster uči otroke osnov branja v malgaščini. Zbirajte pošastna jajca in jih hranite s črkami, da bodo lahko zrasli v nove prijatelje!

KAJ JE HRANA POŠAST?
Feed Monster uporablja preizkušene tehnike igranja za učenje, da otroke pritegne in jim pomaga pri učenju branja. Otroci uživajo v zbiranju in gojenju hišnih pošasti, medtem ko se učijo osnov branja.

BREZPLAČEN PRENOS, BREZ OGLASOV, NE V NAKUPIH APLIKACIJ!
Vsa vsebina je 100% brezplačna, ustvarili so jo neprofitni programi za opismenjevanje Curious Learning, CET in Apps Factory.

LASTNOSTI IGRE ZA SPODBUJANJE Bralnih spretnosti:
• Zabavne in privlačne fonične uganke
• Igre za iskanje črk za lažje branje in pisanje
• Igre s spominovnim besediščem
• Izzivalne ravni "samo zvoka"
• Poročilo o napredku staršev
• Prijava več uporabnikov za posamezen napredek uporabnika.
• Zbirateljske, razvijajoče se in zabavne pošasti
Posodobljeno dne
27. apr. 2021

Varnost podatkov

Razumevanje, kako razvijalci zbirajo in razkrivajo vaše podatke, je prvi korak do varnosti. Varovanje podatkov in zagotavljanje varnosti podatkov se morda razlikujeta glede na vašo uporabo, območje in starost. Razvijalec je zagotovil te podatke in jih bo sčasoma morda posodobil.
Ta aplikacija lahko deli te vrste podatkov z drugimi ponudniki.
Lokacija, Dejavnost v aplikacijah in Podatki o aplikacijah in delovanje aplikacij
Ta aplikacija lahko zbira te vrste podatkov.
Lokacija, Dejavnost v aplikacijah in Podatki o aplikacijah in delovanje aplikacij
Podatki so šifrirani med prenosom
Zahtevate lahko izbris podatkov
Zavezan k upoštevanju pravilnika storitve Google Play o družinah